Entry | 1 miraoka ahitra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny biby mamivitra ny ahitra amin' ny vavany olona sahirana izaitsizy mikarokaroka izay hevitra hahafahana amin' ny fahasahiranana |
Vocabulary |
4 Zoology: (in general) |
Elementary words | 5 miraoka, ahitra |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |